Fangatahana tanim-panjakana

Dingana arahana

  • Fangatahana momba ny andinindininy ao amin’ny EDBM
  • Fametrahana antontan-taratasy: fari-pahefana

Departemanta voakasika

  • EDBM-momba ny tany : M2PATE (Ministera ao amin’ny Fiadidian’ny filoham-pirenena misahana ireo Tetikasan’ny Filoham-pirenena, ny Fanajariana ny tany ary ny Fampitaovana)

Fanamarihana sy tahirin-kevitra

  • Didim-panjakana laharana faha- 60-146 tamin’ny 03 oktobra 1960 mikasika ny tanin’olo-tsotra vita titra, sy ny didy fampiharana azy laharana faha-60-529 tamin’ny 28 desambra 1960
  • Lalàna laharana faha-2006-031 tamin’ny 24 novambra 2006 mikasika ny tanin’olo-tsotra tsy vita titra
  • Lalàna laharana faha-2008-013 tamin’ny 23 jolay 2008 mikasika ny tanim-panjakana
  • Lalàna laharana faha-2008-014 tamin’ny 23 jolay 2008 mikasika ny tanim-panjakana sy ny didy fampiharana laharana faha- 2010-233 tamin’ny 23 jolay 08
  • Lalàna laharana faha-2007-036 tamin’ny 14 janoary 2008 mikasika ny fampiasam-bola eto Madagasikara
  • Didim-panjakana laharana faha- 62-064 tamin’ny 27 septambra 1962 mikasika ny fifanaraham-panofana sarin-tompony
  • Tenimita laharana faha-321/10/MATD/SG/DGSF mikasika ireo tany midadasika mihoatra ny 250 ha

Ora fisokafana

  • Fandraisana antontan-taratasy : manomboka amin’ny 08 ora 30 hatramin’ny 12 ora atoandro

Inscrivez-vous à notre newsletter pour recevoir les dernières nouvelles.

Support

FAQ
Nos appuis aux PME / PMI
Liens utiles
Contactez-nous

Coordonnées

ANTANANARIVO MADAGASCAR
RAMANANTSOA Antaninarenina,
Immeuble EDBM, Avenue Gal Gabriel
+261 20 22 681 21
+261 20 22 670 40
edbm@edbm.mg

Inscrivez-vous à notre newsletter pour recevoir les dernières nouvelles.

ANTANANARIVO MADAGASCAR
RAMANANTSOA Antaninarenina,
Immeuble EDBM, Avenue Gal Gabriel
+261 20 22 681 21
+261 20 22 670 40
edbm@edbm.mg

Copyright @ 2020. L’Economic Development Board of Madagascar (EDBM)