Madagasikara, indray mitopy maso

MIAINA ETO MADAGASIKARA

ANARANA OFISIALYMadagasikara
VELARAN-TANY587 041 m2
MPONINAMponina 24 tapitrisa
64 isan-jato monina eny ambanivohitra ary 36 isan-jato monina an-tanàn-dehibe
55,68 isan-jato, 15 hatramin’ny 64 taona
FINOANAKristianina (41 isan-jato), Fomba fivavahana netin-drazana (52 isan-jato), Silamo (7 isan-jato)
TENY FAMPIASA OFFISIALYMalagasy - Frantsay
TOETR’ANDROMay hatramin’ny oktobra dia ririnina (15 hatramin’ny 26°C eny amoron-tsiraka ary 4 hatramin’ny 20°C eny afovan-tany).
Novambra hatramin’ny aprily dia fahavaratra (20 à 37°C eny eny amoron-tsiraka ary 15 à 30°C eny afovoan-tany)
ELANELAN'ORAEAT (UTC +3)
MARI-BOLAARIARY (MGA)
KAODY TELEFAONA+261

VIDIM-PIAINANA

FanombatombananaTetibola
Fampiantranoana (USD/andro/olona)20-200
Fisakafoanana (USD/andro/olona)6-15
Fanofàna fiarakodia (USD/andro, solika tsy ao anatiny)26-67
Solika (USD/l)1.2
Fiara karetsaka, mandeha ao an-drenivohitra (USD/mandeha)1.6-5
Fiara karetsaka, miala ao an-drenivohitra makeny amin’ny seranam-piaramanidin’Ivato (USD/15 km)16
Aterineto (USD/200 Go)60
Fifandraisana (USD/s)0.002
  Sandam-bola 1 USD = manodidina ny 3,000 Ariary

SARAN’NY JIRO SY RANO

Vidiny
HERINARATRA
Zitiny ambony natao hampiasain’ny orinasa.
Prime fixe (isam-bolana)16.19 USD/KW
Fandaniana0.07 USD/KW
Hetra (isam-bolana)66.31 USD/KW
RANO0.33 USD/M3

KARAMA AMIN’NY ANKAPOBENY

SokajyTetibola
Zandriny (vao manomboka)166 USD
Zokiny (traikefa 3 taona)333 USD
Mpitantsoroka500 USD
Mpandrindra ankapobeny1,000 USD
+ tombony (fiarakodia, trano, …)