Madagasikara, nosy afaka mifandray an-tserasera

  • Maherin’ny 70 ireo orinasa vaovao nitsangana tao anatin’ny 3 taona farany
  • Orinasan-tolodraharaha ampitain-davitra, foibe fiantsoana, fampiroboroboana ny tranokala, rindrambaiko sy fampiharana finday, fanodinana ny « data », fitantanana, « telemedicine »
  • 35% ireo orinasa no an’ny vahiny ka ao anatin’izany ny laharana voalohany eran-tany amin’ny orinasan-tolodraharaha: TELEPERFORMANCE sy ireo fanta-daza: Outsourcia, Webhelp, Outremer Telecom, ADM Values, CSL, …

Tarehimarika samihafa

 

Fifandraisana

 ICT