Madagasikara, revolisiona indostrialy hafa

Maherin’ny 100.000 ireo mpiasa ao amin’ireo orinasa miisa 100 eto Madagasikara

Ny fanondranana tamin’ny taona 2016: 463 tapitrisa dolara amerikana

  • 69% any Eoropa
  • 18% any Etazonia (nitombo avoroaeny izany tao anatin’ny 6 volana)
  • 11% any Afrika Atsimo

Ny marika malaza indrindra manerantany dia vokarina eto Madagasikara.

Maro amin’ireo orinasa vahiny manerantany no misafidy ny hipetraka eto Madagasikara, amin’ny alalan’ny sehatra maro samihafa: akanjo vita amin’ny ba, atinakanjo, akanjo voazaitra, akanjo mihaja, « Jeans », …

 

Tarehimarika samihafa

 

Fifandraisana

 DSI Light Industry