close

Madagasikara, indray mitopy maso

Miaina eto Madagasikara
Vidim-piainana
Saran'ny jiro sy rano
Karama amin’ny ankapobeny

Madagasikara, satria

Antony 7 hampiasàna vola eto Madagasikara

Famporisihana

Laharam-pahamehan’ny fitondrana ny fananganana tontolom-pihariana izay mandrisika ny fampandrosoana ny sehatra tsy miankina

Zahao ireo sektora

Fambolena sy fiompiana ary jono

Miorina ao amin’ny fihaonan-dalan’i Afrika sy i Azia ary tsy lavitry ny firenena Afovoany-Atsinanana sy Eoropa i Madagasikara ka ho mety ho lasa sompitra eto amin'ny Ranomasimbe Indiana

Teknolojiam-baovao sy ny Fifandraisana (TIC)

Ao anatin’ny vanim-potoana hafaingam-pandeha i Madagasikara eo amin’ny tontolon’ny fifandraisana noho ny mpamatsy lehibe roa eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena. Tato anatin'ny taona vitsy, nanao dingana lehibe ireo anton-draharaha mifandraika amin’ny tolo-draharaha TICs : mpandraharaha malagasy marobe no niditra tao amin'io sehatra io ary maro ireo mpampiasa vola vahiny fata-daza izay mifindra eto Madagasikara noho ny antony marobe.

Fotodrafitrasa & Angovo

Maro ireo tombontsoa momba ny angovo azo havaozina izay hita eto Madagasikara ary zara raha voatrandraka izany

Indostria madinika

Madagasikara dia an’isan’ireo firenena voalohany teto Afrika nanangana indostrian'ny fitafiana ho an'ny fanondranana, ary mbola anisan'ireo mahita fahombiazana amin’io sehatra io. Amin’izao fotoana izao, mitana ny laharana voalohany i Madagasikara manoloana ireo firenena maro eto Afrika amin’ny fanondranana akanjo mankany amin'ny Vondrona Eoropeana.

Harena an-kibon’ny tany

Karazan-tany ara-jeolojika miavaka no ananan’ny nosy ary hita amin’ny faritra maro izany

Fizahantany

Malaza amin’ireo karazan-toetany sy endritany maro izay mamolavola otrikarena ara-pizahantany goavana : ny morontsiraka 5.000 km voaaro amin’ny ampahany lehibe amin'ny vatoharan-dranomasina, sns.

Tarehimarika fanampiny momban'i Madagasikara

#1

AHITANA IREO LOHARANO LEHIBE INDRINDRA ATY ATSINANAN’NY AFRIKA

#1

LAVANILA, JIROFO ARY SAFIRA

Major world exporter of these commodities

#1

BIODIVERSITÉ ETO AFRIKA

#6

FIRENENA MANDRY FAHALEMANA ETO AFRIKA

#2

TOP 20 TOERANA MAHA TE-HITSIDIKA ETO AFRIKA SY MANERAN-TANY

#1

FANONDRANANA LAMBA ATY AFRIKA ATSIMON’NY SAHARA MANKANY EOROPA